]
Les quotidiens du 21 Sep 2018
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Andry Rajoelina. «Par Amour de la Patrie», autobiographie sincèrement véridique

Andry Rajoelina. «Par Amour de la Patrie», autobiographie sincèrement véridique

TSINDRIO ETO AZA FADY

Ry mpiray Tanindrazana,

Ampifaliana no ilazako amintsika ny fivoahan'ny boky mirakitra ny tantaram-piainako izay mitondra ny lohateny hoe: « Par Amour de La Patrie » (noho ny fitiavana ny Tanindrazana).

Ity boky dia entina hanazavana misimisy kokoa ny tantarako teo amin'ny sehatry ny politika ary mba ahafantarana bebe kokoa ny fivoaran'ny politika Malagasy tao anatin'ny dimy amby folo taona farany.


Ao anatin'ny andinindalana, dia mitantara ny tantaran'ny lehilahy iray izay nitraka hatrany mba hanorina vina ary hanatratra ny fahataran'ny fandrosoan'i Madagasikara na teo aza ny ady sarotra, ny sakantsakana, ny famadihana natao azy.

Ny famerenana amin'ny laoniny ny fahamarinana dia fanehoana fitiavan-tanindrazana, adidy fahatsiarovana ho an'ny firenena iray manontolo.

« Masina ny Tanindrazana »

Andry Rajoelina

-------

Mes chers compatriotes,

Je suis fier de vous annoncer la sortie de mon livre autobiographique intitulé « Par Amour de La Patrie ».

Ce livre est l’occasion de mettre en lumière les faits historiques de mon combat politique et de mieux comprendre l’évolution de la politique Malagasy de ces quinze dernières années.


Au travers de ces lignes, je vous livre le récit d’un homme qui, malgré les embûches, les obstacles et les trahisons, a su se relever pour bâtir une vision et rattraper le retard de développement de Madagascar.

Rétablir la vérité est un acte patriotique, un devoir de mémoire envers la Nation toute entière.

« Masina ny Tanindrazana »

Andry Rajoelina


Mis à jour ( Jeudi, 20 Septembre 2018 03:56 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

Rakotomena André Guy alias « Dé » d’Ampandrana est décédé

 

Madagascar Fanaovan-gazety. Nodimandry i Haja Christophe (Radio Tana)

 

Andry Rajoelina. Sortie d’un ouvrage autobiographique aux éditions Michel Lafon

 

Monja Roindefo, ancien PM. Réactions face à sa convocation au Pôle anti-corruption

 

Antananarivo. Infinix, le smartphone conçu pour "aller au-delà de l'intelligence"

 

Andry Rajoelina tany Arivonimamo sy Manalalondo

 

Antoko Fanorolahy. “Asa avy hatrany fa tsy kabary ny fanorenena ifotony”

 

Bordeaux. Décès de Mme Huguette Vérin, Consul Honoraire de Madagascar

 

Akademia Malagasy. Fiovana goavana eo amin'ny politikan'ny Teny sy momban'ny Fanisana