]
Les quotidiens du 02 Apr 2016
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Anjanahary Makpela. Ny fandevenana an'i Ramatoa Edwige Andriamanantena -SARY ZATO-

Anjanahary Makpela. Ny fandevenana an'i Ramatoa Edwige Andriamanantena -SARY ZATO-

Na dia tsy afa-nanatrika aza ny tena no ny fahasalamana tsy milamina kely, dia tsy adino akory ny nanome voninahitra an'ity olom-pirenena malagasy feno ity, sy nametraka fahatsiarovana tsy voakosoky ny taona handalo ho an'ny fianakaviany sy ny taranany iray manontolo, amin'ny alàlan'ireto sary miisa zato manaraka ireto. Adidy ho an'ny velona ny manaja ny ray aman-dreny hatraminy amin'ny farany. Inona tokoa moa izany farany izany? Ny ety an-tany fandalovana ety no resahiko. Mino isika fa iray andro dia hihaona amin'ireo izay nialoha an-tsika any amin'ny tsy taka-maso any. Izay ny fanantenan'ny Kristianina. Raha tsy misy tokoa moa izany fanantenana izany dia inona no atao eto an-tany? Fa raha mbola velon'aina isika mianakavy dia misy zavatra lehibe noho io fanantenana io. Dia ny fitiavana izany. Ka dia mifankatiava dieny mbola velona fa rehefa maty tsy miverina intsony. Ary io fahafatesana io tsy azo sandaina na vidiam-bola fa tsy maintsy hitranga, iray andro, eo amin'ny zanakolombelona. Koa asakasak'ireo mpisompatra ny fiainan'ny Malagasy iray manontolo satria dia na Andriamanitra aza tsy atahoran-dry zareo intsony...

Mandrià am-piadanana, Ramatoa Edwige. Faly aho nanomezan'Andriamanitra ftoana nahafantarana anareo mivady sy nifampiresahiko taminareo teny Mandrosoa Ivato fony i Rado mbola nifoaka "Gauloises"... Vita izay ny asanao tety k'efa lavitry ny tebiteby isan'andro mahazo an'ny mpiray tanindrazanao ianao izao. Dia veloma mandrapihaona any amin'i Rado any.

Jeannot Ramambazafy - Sary: Haja Randria - 24 Febroary 2016


Mis à jour ( Vendredi, 04 Mars 2016 07:09 )  

Madagate Affiche

 

Bloco Malagasy. 24 000 personnes ont vibré au rythme de leurs tambours en Asie

 

Jeannot Ramambazafy: Compte Twitter

 

Toliara. Le PAM appuie 1.600 jeunes vulnérables

 

Paris. Virginie Bommartin et ses rencontres au Salon du Livre 2016

 

Tuléar. Signature du Code de conduite des acteurs du tourisme dans la Région Atsimo Andrefana

 

Mahajanga. Le groupe Ambondrona pour Pâques 2016 avec Orange Madagascar

 

Madagascar. Lancement de la semaine mondiale de l’argent 2016

 

Siméon Rajaona à titre posthume: « Mon corps soupire après toi »