]
Les quotidiens du 12 Aug 2015
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Articles Ampefiloha. Festival Betsileo Miregnigna 2015

Ampefiloha. Festival Betsileo Miregnigna 2015

Ralambozafy Raoto, mpikambana ao amin'ny “Betsi Groupe” izay marihina fa tsy misy Filoha fa mitovy lenta daholo fa samy manana ny anjara andraikiny avy


Araka ny hitanareo eo amin’ilay « affiche » dia hikarakara Festival ny “Betsi Groupe”, ny 1 Aogositra 2015, ao amin’ny ANS Ampefiloha.

Ao anatin’io vidéo ambony io (mila manaraka ny teknolojia amin’izao vaninandro izao ianareo mpamaky e!) no manazava bebe kokoa ry Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia.


Avy ankavia miankavanana: Andrianirina Fanjatiana, Ralambozafy Raoto sy Holiarisoa Marie Gestia

Ny azo ambara an-tsoratra eto dia avy ao amin’ny faritan’IFianarantsoa ny Betsileo, sao mbola misy tsy mahafantatra.Fa Malagasy ihany ka.

Jeannot Ramambazafy – Sary: Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Mardi, 04 Août 2015 13:09 )  

Madagate Affiche

 

Gaby Petit - Royal Spirits- nous a quittés. Ultime hommage à un ami

 

Jeannot Ramambazafy: Compte Twitter

 

Airtel Madagascar. Cyber mobile pour tous

 

Hery Rajaonarimampianina. L’espoir de Razafisambatra Louis de Mon Désir

 

Airtel Madagascar et Guanomad au service du monde rural

 

Airtel Madagascar s'implique dans les jeux corporatifs

 

Toliara. Ong Bel Avenir: histoire d'une baleine à bosse