]
Les quotidiens du 23 Apr 2019
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Shina sy Madagasikara. Hifampizara traikefa eo amin’ny lafin’ny Kolontsaina

Shina sy Madagasikara. Hifampizara traikefa eo amin’ny lafin’ny Kolontsaina

Ramatoa Yang Xiaorong, Masoivohon’ny Shina eto Madagasikara sy Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, diboky ny hafaliana

Nanao fitsidiham-piara-miasa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, tao amin'ny birao fiasany etsy Anosy, ny zoma 22 Martsa 2019, ny Masoivohon’ny Shina, Ramatoa Yang Xiaorong, miasa sy monina eto Madagasikara.


Fitohizam-piara-miasa eo sehatran’ny Kolontsaina no tena niompanan’ny dinika teo amin’ny roa tonta. Nisy ihany koa ny fanasana nataon’ny masoivohon’ny Shina ho an’ireo mpanakanto Malagasy, handray anjara amin’ny « Festival » izay atao any Shina ny volana Mey ho avy izao, ary ny fahatongavan’ireo mpanakanto sinoa eto Madagasikara.


Ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia nanamafy fa mitombo hatrany izay fiarahamiasan’ny Shina sy Madagasikara izay. Anisan’izany ny fanofanàna ireo mpanao gazety Malagasy. Raha eo amin’ny lafin’ny Kolontsaina kosa dia ny fisian’ny fifanakalozana traikefa eo amin’izay Kolontsaina ny roa tonta izay.

Voaresaky ny roa tonta ihany koa ny mahakasika ny fiarovana sy ny fanatsarana eo amin’ny vakoka misy eto Madagasikara.

Soratra : Andry RAKOTONIRAINY Sary : Harilala RANDRIANARISON

Mpiana-draharaha ((Stagiaire): Mialy AUDREY (Institut Confucius)

Mis à jour ( Samedi, 23 Mars 2019 16:47 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Antsirabe. Le rallye? Une passion familiale chez les Solofonirina

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

CAF. Ahmad accusé de corruption et de harcèlement sexuel.

 

Mialy Rajoelina. Voatendry ho Masoivohon’ny FNUAP eto Madagasikara

 

Wednesday Morning Group Madagascar. 3è Salon du Chocolat le 14 avril 2019

GRAND FORMAT ICI...

 

Ambohitrimanjaka, 11.04.2019. L’annexe de l’Alliance française réouverte

...

 

Antananarivo. Les 100 ans du BIT au gymnase d’Ankorondrano, le 11 avril 2019

 

Madagascar Gouvernement. Performances évaluées à mi-parcours en juillet 2019

 

Madagascar. Avec «Kitapom-batsy», Startimes offre riz et PPN à des abonnés

 

Mialy et Andry Rajoelina. Arrivée à Maurice, le 10.03.2019