]
Les quotidiens du 21 Oct 2019
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche FAFAHA tarika Mahaleo. Nodimandry ny 20 Oktobra 2019

FAFAHA tarika Mahaleo. Nodimandry ny 20 Oktobra 2019

Tarika MAHALEO. Nodimandry androany Alahady 20 Oktobra 2019, teo amin’ny faha-65 taonany, i Famantanantsoa Rajaonarison Andriamihaingo na i FAFAH.

Lasa nanara-dia an’i RAOUL (nodimandry ny 03 Septambra 2010) sy NONOH (nodimandry ny 29 Aogositra 2014) izy.

Maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’i Fafah tsy ankanavaka sy amin’ny tarika Mahaleo ny tenako, amin’ny anaran’ny ekipan’ny madagate.

Jeannot Ramambazafy

***************************

TSAROANAY TOKOA
Tsaroanay tokoa izao
Ny soa be noraisinay
Tsy tapaka avy taminao
Ry Andriananaharinay.

Ny lasa hitodianay
Dia mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Nihahy sady nanasoa.

Ka dia mba velomy re
Aty anatinay ny fo
Mahay misaotra Anao anie
Ry Rainay be famindra-po.

***************************

Mis à jour ( Lundi, 21 Octobre 2019 16:58 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

FAFAHA tarika Mahaleo. Nodimandry ny 20 Oktobra 2019

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

PASITERA RAMINO PAUL ABRAHAM. NODIMANDRY NY 12.10.2019

 

Madagasikara. Maherin’ny 27 miliara ariary ny fampiasam-bolam-panjakana nahitana fahadisoampitanana

 

Madagascar. Emission exceptionnelle d'un timbre pour le Mahatma Gandhi

 

Jacques Chirac. Décès ce 26 Septembre 2019 à presque 87 ans

 

Landyvolafotsy. Ramaka sera enterré à Ambohidrabiby ce 28.09.2019

 

Ambohidratrimo. Lions Club Santatra New Century Ivato et MPPSPF à la rescousse des femmes et des enfants de cette commune

 

Henrietta Fore UNICEF. Lettre ouverte énumérant les 8 défis importants pour les enfants de la planète

 

Luc Hervé, le terroriste qui s'ignore, perdu dans ses paradis artificiels