]
Les quotidiens du 29 Jan 2019
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Lucien Irmah Naharimamy. Misaotra ny vahoakan’i Marolambo

Lucien Irmah Naharimamy. Misaotra ny vahoakan’i Marolambo

Amin'ny anaran'ny vahoakan'ny Marolambo sy ny vahoakan'ny faritanin'i Toamasina iray manontolo dia misaotra anao izahay Andriamatoa Filohan’ny Repoblika sy ianao Andriamatoa Praiminisitra, amin’ny mbola nametrahanareo fitokisana amin'i Ramatoa Minisitra Lucien Irmah Naharimamy ny hitantana hatrany ny minisiteran'ny Mponina.

Fa tsy hadinonay ihany koa ny misaotra an'Andriamanitra satria izy no nandahatra izao rehetra izao. Miarahaba anareo voatendry ho minisitra ihany koa, ary mirary anareo ahavita antsakany sy andavany ny adidy aman'andraikitra rehetra mbola ho sahaninareo.


Ho an’i Ramatoa Minisitra Lucien Irmah Naharimamy manokana dia Andriamanitra anie no itahy sy hanoro làlana anao amin’izay rehetra mbola ho ataonao. Satria efa betsaka ny vitanao ary mbola maro ihany koa ny adidy miandry anao, mba ho fiahiana ny Mponina sy ny Vahoaka Malagasy iray manontolo.

Lindbergh Chrys Yves

Filohan’ny Departemanta TGV/MAPAR District Marolambo

Mis à jour ( Dimanche, 27 Janvier 2019 07:21 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

Pierre Houlder sy Augustin Andriamananoro. Lasa aiza?

 

Lucien Irmah Naharimamy. Misaotra ny vahoakan’i Marolambo

 

FRANCK RAMAROSAONA. FAIRE-PART DE SON DECES

 

Mobile Hilfe Madagaskar. Discours de SEM Harald Gehrig à Ambovo

 

Cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra : disparu il y a 9 ans déjà

...

 

Raiamandreny Mijoro. Miarahaba ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina

 

Madagascar. Les U.S.A. félicitent Andry Rajoelina et le peuple malagasy

 

Madagascar. La Commission nationale indépendante des Droits de l'homme (CNIDH) lance un appel à l'apaisement

 

Andry Rajoelina. Soirée d'après 2è tour à l'Arena Ivandry