]
Les quotidiens du 10 Jul 2017
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Rolly Mercia: Tanàna zatra mivonkona tsy afa-mitsotra mandra-maty

Rolly Mercia: Tanàna zatra mivonkona tsy afa-mitsotra mandra-maty

Tsy asian-tsika resabe intsony ny mikasika io lahôlô io fa kosa tsy maintsy ametrahana soratra ny Tantara. Satria tsy ho eo amin’ny fitondrana mandra-maty akory ingahy Hery Rajaonarimampianina. Mazava fa tsy ho minisitra intsony koa ity Rolly Mercia ity. Fa ho sahiny va ny hiverina ho mpanao gazety ? Asa izay naha olona azy ?

Ka iza indray ny ho sahy handray azy satria ny tanàna zatra mivonkona anie tsy afa-mitsotra mandra-maty e! Aorian’ny 2018 isika mahita azy, hoy Jaojoby izay. Fa ity manaraka ity aloha ny tsara tehirizina ho an’ny Tantara. Tena mampalahelo ahy leitsy ialahy ry Harry a! Marina anie e! Isika anie nihara-niditra tao aminy « Madagascar Tribune » ny taona 1988 e! Mba nahitsy ihany ialahy tamin’izany. Nefa asa… Fa ny volabe anie (indrindra fa ny vola maloto) tsy hitondra an’ialahy any amin’ny Mausolée mihitsy e!

Jeannot Ramambazafy

TSINDRIO ETO

Mis à jour ( Vendredi, 30 Juin 2017 07:06 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

ITEC Alumni Madagascar: des dons pour FIZOMA (Association des Personnes Agées)

 

Madagascar. Père Pedro Opeka: reçu à l’Elysée par Brigitte Macron

 

Lille France, juillet 2017. Zama: la diaspora malgache mondiale se donne rendez-vous

 

Afrique Rallyes. Sandy Solofonirina Ramambazafy. Une femme qui fait honneur à son pays

 

Antananarivo. FAFI V tarihin’i Naivo Raholdina : feno 10 taona ny fikambanana

 

Madagascar IMF: Thank you, Mister Lipton, to have known how to put into debt the future grandchildren of the Malagasies

...

 

Jeannot Ramambazafy: Compte Twitter

 

Rolly Mercia: Tanàna zatra mivonkona tsy afa-mitsotra mandra-maty

 

Hery Rajaonarimampianina: Fitaratr’i Gasikara (Vitrine de Madagascar)?