]
Les quotidiens du 03 Sep 2019
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué conférence MPANAO GAZETY ZOKIOLONA. AO AMIN'NY AKADEMIA MALAGASY NY FOTOANA NY ALAKAMISY 05 SEPTAMBRA 2019

MPANAO GAZETY ZOKIOLONA. AO AMIN'NY AKADEMIA MALAGASY NY FOTOANA NY ALAKAMISY 05 SEPTAMBRA 2019

Araka ny fanasana hitanareo eto ambany dia hotontosaina ao amin'ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza ny fivoriana famaranana ny Fankalazana ny faha-25 taona nijoroan'ny CJD (Club des Journalistes Doyens) na Fikambanan'ny Mpanao Gazety Zokiolona eto Madagasikara.

Ao anatin'io fandaharam-potoana, izay hanomboka amin'ny valo ora maraina io, dia hisy famelabelarana ho ataon'i Rahajarizafy Rémi mikasika an'i Rakotondrasoava Georges, filohan'ny CJD taloha, sy fampiratiana ho ataon'ny vady aman-janany.

TONGAVA MARO indrindra ianareo mpanao gazety tanora!

Jeannot Ramambazafy

Mpanao Gazety Zokiolona

Mis à jour ( Samedi, 31 Août 2019 06:20 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Yokohama TICAD 7. Le PM Shinzo Abe promet des soins médicaux de base accessibles à 3 millions de personnes supplémentaires sur le continent africain

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

Yokohama. Le Président Rajoelina sur le front de la malnutrition

 

Madagascar. Clôture du Projet Procom de l'UE

 

Mahamasina. “NDAO eLALAO”, Premiers jeux corporatifs by eTech

 

Madagascar-Chine. Une Journée culturelle 2019 avec l'Université d'Antananarivo

 

Jaona Elite. Nodimandry tampoka ny 7 Jolay 2019

 

Madagascar Univers Canin. FOXY, Doberman au pedigree impressionnant

 

Michaël Pelletier, Masoivoho Amerikana. Kabariny tao amin'ny "Villa Philadelphia"

...

 

Chine. Participation du ministre Naina Andriantsitohaina au FCSA

...